Features Fahano ny Mpilalaonao (Malagas
Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny.
Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!
INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO ?
Mampiasa tekinika âmilalao mba hianaranaâ efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy aminâny fianarana famakina teny.
Tianâny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.
MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATINâNY APP!Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarinâny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.
KASINGA AO ANATINâNY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:⢠Piozila miaraka aminâny feony mahafinaritra sy mampandray anjara ⢠Kilalao mifototra aminâny fikarohana taratasy izay manampy aminâny famakian-teny sy ny fanoratana⢠Kilalao mampitadidy voambolana ⢠Misy ny fahasarotany âraha ny feom-peony â isan-ambaratongany ⢠Tatitra ny fivoarana any aminâny ray aman-dreny ⢠Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaranâny tsirairay ao.⢠Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana ⢠Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po ⢠Tsy misy zavatra mila vidina ao anatinâny app ⢠Tsy misy dokam-barotra ⢠Tsy mila aterineto NOVOLAVOLAINâIREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO ANâNY ZANAKAO.Mifototra aminâny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonanâny maro tao anatinâny siansanâny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity.
Tafiditra ao anatinâizany ireo fahaizana manao manan-danja aminâny lafiny hay soratra, anisanâizany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voambolana ary ny Famakian-teny hita maso mba ahafahanâny ankizy manana fototra mafy tsara aminâny famakian-teny.
Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho anâny ankizy.
IZA IZAHAY?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihanâny Ministeranâny raharaham-bahiny NĂ´rveziana tafiditra ao anatinâny fifaninanana EduApp4Syria.
Ny app orijinaly aminâny teny arabo dia novolavolaina niaraka taminâny fiaraha miasa teo aminâny Apps Factory, CET â The Center for Educational Technology, sy IRC â The International Rescue Committee.
Fahano ny Mpilalaonao dia nataonâny Curious Learning dika teny taminâny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafanâny tsirairay mahazo zavatra mahaomby aminâny fahaizana mamaky teny sy manoratra ho anâireo izay mila izany.
Izahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy nâaiza nâaiza aminâny fitenin-dreniny izay mifototra aminâny porofo sy ny data â ary miasa mba hahatonga ny app Fahano ny Mpilalaonao ho tafiditra ao aminâny 100+ izany manana fiatraikany avo be aminâny fiteny manerana ny tany.
-----Feed The Monster teaches children the fundamentals of reading in Malagasy.
Collect monster eggs and feed them letters so they can grow into new friends!
WHAT IS FEED THE MONSTER?Feed The Monster uses proven âplay to learnâ techniques to engage kids and help them learn to read.
Children enjoy collecting and growing pet monsters while learning reading fundamentals.
FREE TO DOWNLOAD, NO ADS, NO IN APP PURCHASES!All content is 100% free, created by literacy nonprofits Curious Learning, CET, and Apps Factory.
GAME FEATURES TO PROMOTE READING SKILLS:⢠Fun and engaging phonics puzzles ⢠Letter tracing games to aid reading and writing⢠Vocabulary memory games⢠Challenging âsound onlyâ levels⢠Parental progress report⢠Multi-users login for individual user progress.⢠Collectable, evolvable, and fun monsters
Secure & Private
Your data is protected with industry-leading security protocols.
24/7 Support
Our dedicated support team is always ready to help you.
Personalization
Customize the app to match your preferences and workflow.
See the Fahano ny Mpilalaonao (Malagas in Action
Get the App Today
Available for Android 8.0 and above